plt_tn/ezk/16/59.md

8 lines
264 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Jerosalema.
# nanao tsinontsinona ny voadinao tamin'ny fandravana ilay fanekena
DH: "nanapa-kevitra ny hanao tsinontsinona ny fampanantenanao mba hahafahanao manafoana fifanarahana ara-dalàna"