plt_tn/ezk/16/35.md

656 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.

nandraraka ny filànao

Ireo fihetsika misy fahamendrehana matetika dia resahina toy ny hoe rano izany.

nandraraka ny filànao

Ny dikanteny vaovao sasany dia mandika hoe "nandraraka ny harenao"

ny ràn'ny zanakao izay nomenao an'ireo sampinao

Ity dia maneho ny famonoana ankizy ho sorona ho an'ireo sampy.

indro!

manaitra antsika mba hifantoka amin'izay manaraka eo.

fitanjahanao

Ny teny hoe "fitanjahana" dia maneho olona iray izay tsy miakanjo fa koa maneho ny fahitana ny hadisoan'olona iray rehetra.