plt_tn/ezk/16/20.md

16 lines
382 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.
# naterakao ho Ahy
"naterakao"
# Moa ve olana kely ireo asa fivarotan-tenanao?
DH: "ianao dia manao fihetsika toy ny hoe tsy fahotana matotra ny asa fivarotan-tenanao."
# nitanjaka sy niboridana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:6.