plt_tn/ezk/16/15.md

531 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny.

Fa natoky ny hatsaranao ianao

"nieritreritra fa afaka hamatsy ny zavatra ilainao ny hatsaranao"

nanao tahaka ny mpivarotena

Ity dia mampitaha ny vahoakan'Israely manompo sampy amin'ny vehivavy izay karamaina hiara-mandry amin'ny vahiny.

nandraraka

Ireo fihetsika mendrika na tsy mendrika ary ireo hatsarana matetika dia resahina ao amin'ny Baiboly toy ny hoe rano. DH: "nanolo-tena maimaimpoana"