plt_tn/ezk/16/06.md

735 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema toy ny zaza tsy niriana izay miha-lehibe ao amin'ny vehivavy tsara.

Kanefa nandalo teo aminao Aho

Yaveh dia mandeha eo akaikin'ilay zaza vao teraka.

volonao

volon-dohanao

tonga ravaky ny firavaka

Eto ilay vehivavy, izay misolo-tena an'i Jerosalema, dia resahina toy ny hoe lasa manify indrindra amin'ny firavaka rehetra izy, izany hoe, toy ny lasa tsara idrindra amin'ny vehivavy rehetra izy

tonga ravaky ny firavaka

Ny dikanteny sasany vaovao dia mandika hoe "efa lasa antitra ianao mba hanao firavaka"

nitanjaka sy niboridana

Manana dika mitovy ireo roa ireo ary manamafy fa tena nitanjaka izy. DH: "tena nitanjaka tanteraka" (UDB)