plt_tn/ezk/14/22.md

467 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh dia manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ny sazin'ny vahoakan'Israely.

Indro!

Ny teny hoe "indro!" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny fampahafantarana manaitra izay manaraka eo.

tavela ao aminy ... efa vitako taminy

Jerosalema no resahina eto.

ireo fomba sy fihetsik'izy ireo

Ireo dia samy maneho an'izay nataon'ny vahoakan'Israely. DH: "ny fomba fiainan'izy ireo" na "ny zavatra ataon'izy ireo"