plt_tn/ezk/14/19.md

481 B

mandraraka ny hatezerako

Tahaka ny hihazonan'ny siny rano, dia nihazona ny fitsaràna Andriamanitra. Noho izany ny hoe "mandraraka ny hatezerako" dia midika fa tsy hisalasala amin'ny fiasana amin'ny hatezerany intsony Andriamanitra fa hiasa amin'ny hatezerany hanohitra ny vahoakan'Israely.

handringanana ny olona sy ny bibidia

Ity fehezanteny ity dia maneho ny fahafatesana toy ny fitsaràna avy amin'Andriamanitra nohon'ny fahotana. DH: "hamonoana ny olona sy ny bibidia"