plt_tn/ezk/14/01.md

744 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

nandray tao am-pony ireo sampin'izy ireo

DH: "nandray ny sampin'izy ireo ho tena manan-danja" na "manana fitiavana ho an'ny sampin'izy ireo"

teo anatrehan'ny tavan'izy ireo

Andriamanitra dia milaza fa ireo sampy dia napetrak'ireo lehilahy teo amin'izay hahitan'izy ireo izany. Ity dia mampiseho ireo sampy dia manan-danja amin'izy ireo. DH: "eo amin'izay hahitana izany"

fanafintohinana ny helok'izy ireo

Ireo sampy dia aseho toy ny hoe zavatra izay hataon'ny fahotan'izy ireo handehanana sy hianjerana.

Tokony anontanian'izy ireo amiko ve izany rehetra izany?

DH: "Tsy tokony hanontany ahy na inona na inona izy ireo."