plt_tn/ezk/13/19.md

372 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka manohitra an'ireo mpaminanivavy diso ao Israely.

vary hordea iray tanana sy sombintsombi-mofo

Ny vary hordea dia voa izay nampiasaina mba hanaovana mofo ary ny teny hoe "sombiny" dia ampahana mofo. Ireo dia samy ampahana sakafo ary nampiasaina mba hanamafisana ny hakelin'ny karama amin'ireo mpaminanivavy.