plt_tn/ezk/13/15.md

490 B

Izaho

maneho an'i Yaveh

handringana ny rindrina amin'ny hatezerako

"rehefa miasa amin'ny hatezerako Aho dia hitondra fiafarana"

nandalotra izany

"nandoko ny rindrina ho fotsy" (Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 13:10)

Tsy misy intsony ny rindrina, na ny olona

"tsy eo intsony ilay rindrina, na ny olona"

fahitana fiadanana ho azy

Ny teny hoe "azy" dia maneho an'i Jerosalema.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.