plt_tn/ezk/13/05.md

789 B

ny ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

hiharitra amin'ny ady

"miaro"

Moa tsy mba efa nanana fahitana diso ianao ... nefa Izaho tenako ary tsy niteny?

Mampiasa fanontaniana Yaveh mba hitenenana mafy an'ireo mpaminany diso. DH: "Nanana fahitana diso ianao ... satria Izaho tenako tsy niteny."

nanana fahitana diso ianao ary nanao faminaniana sandoka

Satria tsy tena nandray hafatra avy amin'i Yaveh ireo mpaminany diso, dia tsy marina izay lazain'izy ireo momban'ny ho avy.

Izao sy izao

Ity dia fehezanteny nampiasaina mba hanehoana an'izay rehetra mety nolazain'ilay mpaminany. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hitenenana ity. "izao no nolazain'i Yaveh ahy" (UDB)

fanambaran'i yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.