plt_tn/ezk/12/21.md

640 B

Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh

"Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

Mihalava ny andro, ary tsy mahomby ny fahitana rehetra

Ity dia fomba fitenin'ny vahoakan'Israely izay tsy nino fa hitsara azy ireo Andriamanitra. DH: "Andro maro no lasa tsy nisy fitsaran' Andriamanitra, diso ny fampitandreman'ny mpaminany"

Manakaiky ny andro

Ity fehezanteny ity dia maneho ireo andro izay hitsaràna an'Israely. DH: "ho avy tsy ho ela ireo andro fitsaràna"

ho tanteraka ny fahitana rehetra

Hiseho ireo fahitana omen'Andriamanitra an'ireo mpaminany. DH: "Hitranga avokoa ny faminaniana rehetra"