plt_tn/ezk/12/17.md

459 B

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

hano am-pangovitana ny mofonao, ary sotroy am-pangovitana sy tahotra ny ranonao

DH: "hiaino amin-tahotra lehibe ny fiainanao an-davan'andro." Ny mihinana sy misotro dia zavatra mahazatra atao eo amin'ny fiainana ary noho izany dia milaza an'i Ezekiela mba hiaina amin-tahotra lehibe.