plt_tn/ezk/12/07.md

12 lines
304 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela mampiseho ny vahoakan'Israely fa ho terena ho any an-tsesitany tsy ho ela izy ireo.
# nandavaka lavaka teo amin'ny rindrina tamin'ny tanana
DH: "nandavaka lavaka teo amin'ny rindrina tamin'ny tanako"
# tamin'ny aizina
DH: "ny alina raha mbola maizina"