plt_tn/ezk/12/03.md

373 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela dia manao hafa amin'ireo fanoharana

Noho izany raha ny aminao

"noho izany dia ho anao ity"

Angamba mety hanomboka hahita izy ireo, na dia taranaka mpikomy aza

DH: "Angamba mety hanomboka hahatakatra izay faritanao izy ireo" Ny teny hoe "hahita" dia nampiasaina mba hanehoana ny fahaizan'ny vahoaka Jiosy mahatakatra.