plt_tn/ezk/12/01.md

376 B

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"Niteny an'ireo teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

manana maso hijerena fa tsy mijery; ary manana sofina handrenesana fa tsy mihaino

Ireo fehezanteny roa ireo dia mampiasa na maso na sofina mba hanehoana ny fahaizan'ny olona hianatra. DH: "manana fahaizana hianatra izy ireo fa saingy mifidy ny tsy hianatra"