plt_tn/ezk/11/22.md

8 lines
251 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny kerobima ao amin'ny toko faha-10 dia mamela ny tempoly sy ny tanàna miaraka amin'ny voninahitr'Andriamanitra.
# kodiarany izay teo anilan'izy ireo
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "kodia" tao amin'ny 1:15.