plt_tn/ezk/11/16.md

606 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh dia manome an'i Ezekiela ny hafany amin'Israely momba an'ireo izay niparitaka.

fitoerana masina ho azy ireo Aho

DH: "niaraka tamin'izy ireo mba hiaro azy ireo Aho."

ny tany izay nandehanan'izy ireo

DH: "Ireo firenena izay nalain'izy ireo"

Ho voriako avy amin'ireo vahoaka ianareo, ary hangoniko avy amin'ireo tany

Yaveh dia milaza ity fampanantenana ity indroa amin'ny fomba samihafa mba hampisehoana fa zava-dehibe izany. DH: "Hitondra anareo hiverina avy any amin'ireo firenen'ny olona Aho"

maharikoriko

DH: "mahatsiravina" na "manafintohina"