plt_tn/ezk/09/03.md

802 B

avy tao amin'ny kerobima izay teo

Ireo mety ho dikany dia 1) "avy eo ambonin'ireo zava-manan'aina efatra manan'elatra" (1:4) (UDB) na 2) avy eo anelanelan'ireo kerobima roa tao amin'ny fitoerana masina indrindra ao amin'ny tempoly. Ezaho adika ara-bakiteny ity.

tokonam-baravaran'ny trano

Ny hoe "trano" dia maneho ny tempolin' Andriamanitra.

rongony fotsy

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:1.

fitaovan'ny mpanora-dalàna

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:1.

mitaraina sy misento

Ireo dia feo avoakan'ny olona rehefa tena malahelo izy ireo na sosotra amin'ny zavatra iray.

fahavetavetana rehetra natao teo afovoan'ny tanàna

"ireo zavatra mahatsiravina izay natao teo amin'ilay tanàna" na "ireo zavatra maharikoriko izay ataon'ny olona ao amin'ilay tanàna"