plt_tn/ezk/08/16.md

232 B

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany.

lavarangana

fandrakofana eo anoloan'ny fidirana misy andry manohana

niantsinanana ny tavan'izy ireo

"ary nijery niantsinanana izy ireo"