plt_tn/ezk/08/14.md

324 B

vavahady fidirana ao an-tranon'i Yaveh izay teo amin'ny lafiny avaratra

ilay vavahady avaratra ivelany io—fa tsy ilay iray ao amin'ny 8:3. Jereo ny UDB.

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany.

nisaona an'i Tamoza

nisaona satria maty i Tamoza ilay andriamanitra diso