plt_tn/ezk/08/03.md

1008 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana avy amin'Andriamanitra.

naninjitra miendrika tanana izy

Ny teny hoe "izy" dia mety maneho an'ilay "endrika tahaka ny olona" (8:1).

teo afovoan'ny tany sy ny lanitra

"teo anelanelan'ny tany sy ny habakabaka"

tamin'ireo fahitana avy tamin'Andriamanitra, no nitondrany ahy tany Jerosalema

Ireo teny hoe "tamin'ny fahitana" dia midika fa mitranga amin'ireo eritreritr'i Ezekiela io fiainana io zavatra io. Mbola ho ao an-tranony foana izy rehefa mampiseho an'ireo zavatra ireo Andriamanitra.

anatin'ny vavahady avaratra

"anatin'ny vavahady avaratra ao amin'ny tempoly"

sampy izay nihantsy asarotapiaro lehibe

"ny sampy izay mahatonga hasarotapiaro lehibe" na "ny sampy izay mahatonga an'Andriamanitra ho saropiaro"

araka ny fahitana izay hitako teo amin'ny tany lemaka

"izay niendrika toy ilay iray izay hitako teo amin'ny tany lemaka"

tany lemaka

fari-tany fisaka lehibe izay misy hazo vitsivitsy.