plt_tn/ezk/07/26.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.

hitady fahitana avy amin'ny mpaminany izy ireo

"hanontany an'ireo mpaminany izy ireo hoe inona no fahitana hitan'izy ireo"

ny lalàna dia ho simba avy amin'ireo mpisorona ary ny torohevitra avy amin'ireo zokiolona

"tsy hampianatra ny lalàna ireo mpisorona ary tsy ho afaka ny hanome toro-hevitra tsara ireo loholona." Izany dia satria tsy hanome fahendrena azy ireo Andriamanitra.

andrian-dahy

Ireo mety ho heviny dia 1) "zanaka lahin'ny mpanjaka" (UDB) na 2) ny lehilahy rehetra ao anatin'ny fianakavian'andriana ankoatry ny mpanjaka.

hitafy famoizam-po

ireo mety ho heviny dia 1) "tsy hanana fanantenana" na 2) "hitafy akanjo izay mampiseho fa misaona izy."

hangovitry ny tahotra ny tanan'ireo vahoakan'ny tany

"hatahotra loatra ireo vahoakan'ny tany ka hangovitra ny tanan'izy ireo"

mandra-pahafantaran'izy ireo fa Izaho no Yaveh

ireo mety ho heviny dia 1) "hatakatra hoe iza Izaho, Yaveh" na 2) "hatakatra fa Izaho no Yaveh, ilay Andriamanitra marina tokana" na 3) "hahafantatra fa Izaho, Yaveh, dia manana ny fahefana hanao izay lazaiko fa ho ataoko." (UDB)