plt_tn/ezk/06/13.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely.

ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) "ho takatrareo hoe iza Izaho, Yaveh" na 2) "ho takatrareo fa Izaho, Yaveh, no Andriamanitra marina tokana" na 3) "ho tsapanareo fa Izaho, Yaveh, no nanao izany" (UDB).

manodidina ny alitaran'izy ireo, eny amin'ny tany havoana rehetra

Mety ho dikany hafa ny hoe "manodidina ny alitaran'izy ireo, izay eny amin'ireo tany havoana rehetra"

havoana rehetra— ambonin'ireo tendron'ny tendrombohitra rehetra, ary ambanin'ny hazo misandrahaka rehetra sy hazo terebinta matevina

Mety ho dikany hafa ny hoe "havoana, eny amin'ireo tendron'ny tendrombohitra rehetra, eny ambanin'ireo hazo misandrahaka rehetra, ary ambanin'ny hazo terebinta rehetra."

misandrahaka

salama sy mitombo

hazo terebinta

hazo lehibe miaraka amin'ny hazo mafy izay manome alokaloka ho an'ireo mpidera.

Dibla

Ny lahatsoratra sasany teo aloha manao hoe Ribla. Izany dia anaran-tanàna iray any avaratra.