plt_tn/ezk/06/06.md

809 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo dia tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely.

ho foana ireo tanàna

"ho foanan'ireo tafika fahavalo ny tanànanareo"

ho potika izy ireo

"ho potika ny alitanaranareo" na "hamotika azy ireo ny tafika fahavalo."

hazera ireo andrinareo

"ho tapahan'izy ireo ny andrinareo." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "andry" tao amin'ny 6:4.

ho fafana ireo asanareo

"tsy hisy hahatsiaro izay vitanareo"

Hianjera eo afovoanareo ny faty

"ho hitanareo mamono olona maro ny fahavalo"

fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) "takatrareo hoe iza, Izaho, Yaveh" na 2) "takatrareo fa Izaho no Yaveh, ilay Andriamanitra marina tokana" na 3) "fantatrareo fa Izaho, Yaveh, dia manana fahefana hanao ireo zavatra ratsy izay lazaiko fa ho ataoko." (UDB)