plt_tn/ezk/05/13.md

641 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.

ho tanteraka ny fahatezerako

"tsy ho tezitra intsony Aho satria ho nahavita ny zavatra rehetra izay niriako atao satria tezitra Aho"

hahatonga ny fahatezerako eo amin'izy ireo Aho mba hitsahatra

Ny teny hoe "fahatezerana" dia midika hoe hatezerana mafy, ary eto izany dia maneho ny fanasaziana. "hijanona amin'ny fanasaziana azy ireo Aho satria ho nanasazy tanteraka azy ireo Aho."

Ho afa-po Aho

"ho afa-po Aho fa nanasazy tsara azy ireo"

rehefa nahatanteraka ny fahatezerako tamin'izy ireo Aho

"rehefa avy nanasazy azy ireo Aho"