plt_tn/ezk/04/12.md

428 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manohy miresaka amin'i Ezekiela ilay Fanahy.

hohaninao izany

ilay mofo (4:9)

mofomamy vita amin'ny vary hordea

mofomamy fisaka vita amin'ny vary hordea (4:9)

ho endasinao amin'ny kitay dikin'olona

"hahandro izany eo amin'ny afo vita amin'ny vongan-tain'olona ianao." Ny fiteninao dia mety manana fomba mihaja kokoa hilazana ity.

handroahako

handefasako azy ireo amin-kery.