plt_tn/ezk/04/09.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manohy miresaka amin'i Ezekiela ilay Fanahy.

varim-bazaha, vary hordea, ... apemba, ary spelta

Ireo dia karazana voa samihafa.

tsiasisa

Izany dia toy ny tsaramaso, fa tena kely, boribory, ary somary fisaka ny voany.

sekely roapolo isan'andro

"sekely 20 isan'andro." DH: "mofo 200 grama isan'andro"

ampahenin'ny hina

"hina 1/6" na "eo amin'ny iray litatra sy tapany eo" (UDB).