plt_tn/ezk/02/09.md

900 B

nisy tanana nitsotra teo amiko

Izany dia toy ny hoe 1) nisy olona any an-danitra nanatsotra ny tanany tamin'i Ezekiela ary ny hany hitan'i Ezekiela dia ilay tanana hatreny amin'ny kiho na soroka na 2) nanatsotra ny tanany ilay "iray izay niendrika olona" (1:26)

horonan-taratasy voasoratra

"horonan-taratasy izay nisy soratra tao anatiny"

Novelariny izany

Ilay "iray izay niendrika olona" no resahina teo. (1:26)

samy voasoratra avokoa na ny anoloana na ny ambadika

DH: "nisy olona nanoratra tao amin'ny anoloana sy tao ambadika"

ary ny voasoratra teo amin'izany dia fitarainana, fisaonana, ary loza

Ireo anarana hoe "fitarainana," "fisaonana," ary "loza" dia afaka atao mpamaritra. DH: "nisy olona nanoratra teo amin'izany fa ireo vahoaka ireo dia hitaraina, halahelo amin'ny fomban'izy ireo rehefa misy olona tian'izy ireo ka maty, ary hisy zavatra ratsy hitranga amin'izy ireo"