plt_tn/ezk/01/27.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela manohy milaza momban'ny fahitany.

teo amin'ny valahany no ho miakatra

Ny vatan'ilay olona ambonin'ny valahany dia niendrika vy mamirapiratra izay nisy afo tao anatiny.

no ho midina

"nanodidina an'ilay olona nipetraka teo amin'ilay seza fiandrianana"

nahita endrika afo sy hazavana teo amin'ny valahany no ho midina

"nanodidina azy ambanin'ny valahana, dia nahita endrika afo sy jiro mazava aho"

Tahaka ny endrika avana ao anaty rahona amin'ny andro avy orana no fahitana ilay jiro mazava manodidina izany

"ny hazavana izay nanodidina azy rehetra dia niendrika havana izay miseho eny amin'ny rahona amin'ny andro avy orana"

havana

tara-pahazavana milokoloko izay miseho eny amin'ny oarana rehefa mibalika ao aorian'ny mpijery ny masoandro.

Endriky ny voninahitr'i Yaveh izany

"ilay hazavana mamirapiratra dia niendrika zavatra izay mitovy amin'ny voninahitr'i Yaveh."

nikarapoka niankohoka

"niankohoka tamin'ny tany aho" na "nandry teo amin'ny tany aho." Tsy nianjera tsinahy i Ezekiela. Nianjera tamin'ny tany izy mba hampisehoana fa nanaja sy natahotra an'i Yaveh izy.

nahare feo niteny

Ny teny hoe "feo" dia sarinteny ho an'ilay olona mihitsy. DH: "Nahare olona niteny aho" na "nisy olona niteny, ary reko ny feony"