plt_tn/ezk/01/17.md

545 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ezekiela manohy mamaritra ny fahitany.

nandeha tsy nivily tamin'ny lalan-kizorana izay natrehan'ireo zava-manan'aina izy ireo

"ireo kodia dia afaka nandeha tany amin'ireo lalana efatra izay natrehan'ireo zava-manan'aina"

Raha ny amin'ny sisiny

"Toy izao ny endriky ny sisin'ireo kodia"

avo sy mampatahotra izy ireo

"tena avo sy mahatalanjona ireo sisiny" na "avo sy mampatahotra ireo sisiny"

satria feno maso manodidina

"satria nanana maso maro be nanodidina an'ireo kodia efatra ireo sisiny"