plt_tn/ezk/01/13.md

575 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ezekiela manohy mamaritra ny fahitany.

tahaka ny vain'afo mandoro no fahitana azy, tahaka ny endriky ny fanilo

"dia namiratra tahaka ny vain'afo ao anaty afo mandoro, na tahaka ny fanilo"

ary nisy tselatra

"ary nisy tselatra nivoaka avy tao amin'ilay afo"

Ireo zava-manan'aina dia nikisaka mandroso mihemotra haingana dia haingana, ary nanana endrika tahaka ny tselatra izy ireo

Nisy tselatra ary avy eo manjavona aingana, ary ireo zava-manan'aina dia nikisaka aingana avy teo amin'ny toerana iray mankeo amin'ny toerana hafa.