plt_tn/exo/40/31.md

8 lines
288 B
Markdown

# nanasa ny tanany sy ny tongotr'izy ireo tao amin'ny kovetabe
Nisasa tamin'ny rano tao amin'ny kovetabe izy ireo. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "nanasa ny tanana sy ny tongotr'izy ireo tamin'ny rano tao amin'ny kovetabe"
# Izany ny fomba
"Ary toy izany"