plt_tn/exo/40/03.md

12 lines
307 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh
# Apetraho ao amin'izany ny fiaran'ny vavolombelona
"apetraho ao amin'ny tratra masina ny fiaran'ny vavolombelona"
# harovanao amin'ny lamba ny fiara
"apetraho ambanin'ny lamba ny fiara"