plt_tn/exo/39/42.md

12 lines
291 B
Markdown

# Noho izany dia nataon'ireo vahoaka
"Ary noho izany ny vahoaka"
# indro
Ny teny hoe "indro" eto dia misarika ny saina amin'ny zavatra izay manaraka.
# Araka izay nandidian'i Yaveh, dia toy izany ny fomba nanaovan'izy ireo izany
"Nataon'izy ireo tahaka izay nandidian'i Yaveh azy ireo"