plt_tn/exo/39/04.md

459 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

izany dia natambatra ho iray tamin'ny efoda, vita tamin'ny rongony voatenona madinika

DH: "natambatr'izy ireo ho iray tamin'ny efoda vita tamin'ny rongony fotsy madinika voatenona izany"

araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy

"araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy". Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 39:1.