plt_tn/exo/38/24.md

949 B

Ny volamena rehetra izay nampiasaina tamin'ny tetik'asa

DH: "Ny volamena rehetra izay nampiasain'ny olona tamin'ny tetik'asa"

talenta sivy amby roapolo...talenta zato

"talenta 29...talenta 100". Ny talenta iray dia 34 kilao.

sekely 730...sekely 1.775

Ny sekely iray dia 11 grama.

voarefy tamin'ny fenitry ny sekelin'ny fitoerana masina

Misy lanjany mihoatra ny iray amin'ny fotoana iray tokoa ny sekely. Io voatondro io no tokony ampiasaina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:11.

Ny volafotsy nomen'ny fiangonana

DH: "Ny volafotsy izay nomen'ny fiangonana"

beka iray

Ny beka iray dia 1/2 sekely.

antsasaky ny sekely

"1/2 sekely"

Ireo tarehimarika ireo dia nahakasika ny fototry ny olona tsirairay izay voaisa tamin'ny fanisam-bahoaka

Ny lehilahy rehetra izany roapolo taona na mihoatra dia tafiditra ao amin'ny fanisam-bahoaka ary takiana mba hanome antsasaka sekely.

roapolo taona no ho miakatra

"20 taona"