plt_tn/exo/37/20.md

354 B

Teo amin'ny fitoeran-jiro...volamena tsy miharo

Ho an'ny 37:20-22 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:33 sy ao amin'ny 25:35.

nisy kapoaka efatra natao toy ny felana amygdala

DH: "nisy kapoaka 4 izay nataon'i Bezalila toy ny felana amygdala"

natambatra ho iray

DH: "izay natambatra ho iray tamin'ny fitoeran-jiro"