plt_tn/exo/36/37.md

275 B

Nanamboatra...natao tamin'ny varahina

Ho an'ny 36:37-38 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:36.

Nanamboatra izy

Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Bezalila sy ireo miasa ho azy. " Nataon'i Bezalila sy ireo lehilahiny"

fefy lamba

lamba