plt_tn/exo/36/31.md

12 lines
295 B
Markdown

# Nanao i Bezalila...tamin'ny volamena
Ho an'ny 36:31-34 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:26 sy ao amin'ny 26:29.
# miakandrefana
amin'ny lafiny andrefana
# mba hahatrarana ny farany roa
avy amin'ny lafiny amin'ny tabernakely ka hatramin'ny lafiny iray hafa