plt_tn/exo/34/32.md

234 B

ny didy rehetra izay nomen'i Yaveh azy

Ny filazana ireo didy dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka omena ireo didy. DH: "ireo didy rehetra izay efa nolazain'i Yaveh azy" na "ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh azy ireo"