plt_tn/exo/34/21.md

627 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Na dia amin'ny taom-pamafazana sy taom-pijinjana aza

"Na dia rehefa mikarakara ny tany na manangom-bokatra aza ianao"

Firavoravoana amin'ny Fanangonana

Io firavoravoana io dia fantatra amin'ny hoe Firavoravoan'ny Fialofana na Firavoravoan'ny Trano heva ihany koa. Avy amin'ny fomban'ireo mpamboly mipetraka amin'ny trano heva tsy maharitra, na trano bongo, ivelan'ny saha mba hiambina ny vokatra rehefa masaka io hevitra io. Ny teny hoe "Fanangonana" dia midika hoe rehefa mijinja ny vokatra izy ireo.