plt_tn/exo/34/03.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Koa aza avela hisy olon-kafa ho hita eny an-tendrombohitra

Ny fanaovan-javatra dia ny fanaovana izany. DH: "Aza avela hisy olon-kafa ho eo amin'ny tendrombohitra"

Aoka tsy hisy na biby fiompy na omby aza hiraoka eo anoloan'ny tendrombohitra

"Na dia ireo biby fiompy na ireo omby aza dia tsy azo avela hanantona ny tendrombohitra mba hihinana".