plt_tn/exo/33/17.md

12 lines
507 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Rehefa mampiasa ny teny hoe "ianao" i Yaveh amin'ity andininy ity, dia manondro an'i Mosesy izany.
# nahita fitia teo imasoko ianao
Io dia sarinteny izay midika fa mankasitraka azy Andriamanitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 33:12. DH: "Mankasitraka anao Aho" na "Ankasitrahako ianao"
# mahalala anao amin'ny anarana Aho
Ny mahalala olona amin'ny anarana dia mahalala azy ireo tsara. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 33:12. DH: "Fantatro tsara ianao"