plt_tn/exo/32/33.md

877 B

ho esoriko ao anatin'ny boky ny anaran'izany olona izany

Ny andianteny hoe "izany olona izany" dia manondro ny hoe "izany anaran'olona izany". DH: "Hamafa ny anaran'izany olona izany amin'ny bokiko Aho"

bokiko

Io dia manondro ny bokin'i Yaveh izay noresahin'i Mosesy ao amin'ny 32:30.

Fa amin'ny andro hamaizako azy ireo, dia ho faiziko

Amin'ny andro izay hanapahan'Andriamanitra hevitra ny hanasazy azy ireo, dia hazava fa Andriamanitra no mitsara azy ireo.

nandefa areti-mandringana teo amin'ireo vahoaka i Yaveh

Ireo areti-mandringana ireo dia mety aretina tena mandoza. DH: "Nataon'i Yaveh narary mafy ny vahoaka"

izy ireo nanamboatra ilay ombikely, izay nataon'i Arona

Na dia nanao ilay ombikely aza i Arona, dia ho meloka ihany koa ny vahoaka satria niteny an'i Arona mba hanamboatra izany izy ireo. DH: "notenenin'izy ireo mba hanao ombikely i Arona"