plt_tn/exo/32/05.md

207 B

Rehefa hitan'i Arona izany

"Rehefa nahita izay nataon'ny vahoaka i Arona"

nanao fomba fankalazana vetaveta

"manao fankalazana ratsy". Nitondra-tena tahaka ny fomban'ny janga tamin'ny fety ny vahoaka.