plt_tn/exo/32/01.md

16 lines
422 B
Markdown

# hitan'ny vahoaka
Eto ny fahatakaran-javatra dia resahina toy ny hoe hita izany. DH: "fantatry ny vahoaka"
# Avia, manaova sampy ho anay
Ny teny hoe "avia" dia manamafy ny herin'ny didy manaraka izany. Nangataka an'i Arona mba hanao sampy ho azy ireo ny vahoaka.
# hialoha lalana antsika
"tariho izahay" na "aoka mba ho mpitarika anay"
# ento ety amiko izany
Ny teny hoe "izany" dia manondro ireo kavina volamena.