plt_tn/exo/31/16.md

678 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

tsy maintsy mitandrina ny Sabata

Ny fampianarany momba ny Sabata dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe mitandrina ny Sabata. DH: "tsy maintsy mankatoa ireo fampianaran'i Yaveh momba ny Sabata"

Tsy maintsy mitandrina izany ho lalàna maharitra hatramin'ny taranaky ny vahoakany izy ireo

"Tsy maintsy mitandrina izany izy ireo sy taranaky ny taranak'izy ireo rehetra." Jereo ny nandikanao izany ny hoe "hatramin'ny taranaky ny vahoakan'izy ireo" ao amin'ny 12:12.

lalàna maharitra

"lalàna tsy ho tapitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:42.