plt_tn/exo/30/26.md

414 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Aoka hosoranao

Eto ny hoe "-nao'' dia manondro an'i Mosesy.

fiaran'ny vavolombelona

Ny fiara dia tratra izay misy ireo didy. Io dia afaka ambara mazava ao amin'ny dikan-teny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:31. DH: "ny tratra misy ireo didy".

ny alitaran'ireo fanatitra dorana

"alitara izay nandorana ny fanatitra"