plt_tn/exo/30/11.md

1.1 KiB

Rehefa maka ianao

Ireo mety ho heviny dia 1) "ianao" dia manondro an'i Mosesy tokoa na 2) "ianao" dia manondro an'i Mosesy sy ireo mpitarika ny Israely amin'ny taranaka ho avy rehefa maka ny fanisam-bahoaka izy ireo.

ny fanisana ireo Israelita

Ny lehilahy Israelita ihany no nisain'ireo mpitarika.

Ny olona rehetra izay voaisa

Ny lehilahy ihany no nisain'izy ireo. DH: "Ny olona rehetra nisainao" na "Ny lehilahy rehetra nisainao"

antsasaky ny sekely volafotsy

"1/2 ny sekely volafotsy". Mety mampiasa ny fandrefesana izay takatry ny olona sy isa boribory ireo mpandika teny: " volafotsy 5.5 grama" na ''volafotsy 6 grama"

araka ny lanjan'ny sekelin'ny fitoerana masina

Nisy sekely izay misy lanjany mihoatra ny iray amin'ny fotoana iray tokoa. Io voatokana io izay tokony ampiasaina.

gera roapolo

"gera 20". Ny gera iray dia marika izay nampiasain'ny olona handrefesana hoe firy ny lanjan'ny zavatra tena kely.

hatramin'ny roapolo taona miakatra

Isa betsaka resahina toy ny hoe mihoatra na ambon'ny isa kely. DH: "hatramin'ny roapolo taon a noho mihoatra" na "izay roapolo taona na mihoatra"